auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-30 18:22:41 +02:00 committed by root
parent bb04cd8099
commit 106f5617b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Dra nanao fanasa ho an'gny apela avo i Vasty pazaka vavy tao amin'gny lapan'i Ahasoerosy pazaka. Tamin'gny andro fahafita, no nahasiaro faly gny fon'gny pazaka nohon'gny divay, dra nizaka tamin'i Mehomana, Bizta, Harbona, Bigta, Abagta, Zetara, vo Karkasa (reo manam-boninahisy fito nanopo teo agnoloany) izy, so handay gny pazaka vavy Vasty ho eo agnoloany miaraky amin'gny satro-boninahiny. Tiany haseho amin'gny vahoaky vo reo manam-bon
\v 9 Dra nanao fanasa ho an'gny apela avo i Vasty pazaka vavy tao amin'gny lapan'i Ahasoerosy pazaka. \v 10 Tamin'gny andro fahafita, no nahasiaro faly gny fon'gny pazaka nohon'gny divay, dra nizaka tamin'i Mehomana, Bizta, Harbona, Bigta, Abagta, Zetara, vo Karkasa (reo manam-boninahisy fito nanopo teo agnoloany) izy, \v 11 so handay gny pazaka vavy Vasty ho eo agnoloany miaraky amin'gny satro-boninahiny. Tiany haseho amin'gny vahoaky vo reo manam-boninahisy gny hasoany, akory manaisy loasy gny tarehiny.