diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index a5dd32c..ef42861 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Dra nanao fanasa ho an'gny apela avo i Vasty pazaka vavy tao amin'gny lapan'i Ahasoerosy pazaka. Tamin'gny andro fahafita, no nahasiaro faly gny fon'gny pazaka nohon'gny divay, dra nizaka tamin'i Mehomana, Bizta, Harbona, Bigta, Abagta, Zetara, vo Karkasa (reo manam-boninahisy fito nanopo teo agnoloany) izy, so handay gny pazaka vavy Vasty ho eo agnoloany miaraky amin'gny satro-boninahiny. Tiany haseho amin'gny vahoaky vo reo manam-bon \ No newline at end of file +\v 9 Dra nanao fanasa ho an'gny apela avo i Vasty pazaka vavy tao amin'gny lapan'i Ahasoerosy pazaka. \v 10 Tamin'gny andro fahafita, no nahasiaro faly gny fon'gny pazaka nohon'gny divay, dra nizaka tamin'i Mehomana, Bizta, Harbona, Bigta, Abagta, Zetara, vo Karkasa (reo manam-boninahisy fito nanopo teo agnoloany) izy, \v 11 so handay gny pazaka vavy Vasty ho eo agnoloany miaraky amin'gny satro-boninahiny. Tiany haseho amin'gny vahoaky vo reo manam-boninahisy gny hasoany, akory manaisy loasy gny tarehiny. \ No newline at end of file