auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-22 09:28:33 -05:00 committed by root
parent 91134e65cd
commit 8c7711f9dd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny hafa no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny
Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny zakanareo.