auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-22 07:33:24 -05:00 committed by root
parent 6dfe4b639f
commit 91134e65cd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mampi
Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny hafa no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny