auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 19:15:20 +03:00 committed by root
parent 9bf77ad293
commit 61b71ebc93
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa manan-karena famindram-po Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena. Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo. Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrany tan-danitra amin'i Kirsty Jesôsy, mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asny amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jes
\v 7 Kanefa manan-karena famindram-po \v 4 Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena.\v 5 Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo.\v 6 Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrany tan-danitra amin'i Kirsty Jesôsy, mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asehony amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jesôsy.