From 61b71ebc9317f5965c9471c17de81b7009e6969f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 19:15:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 02/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 8dd59f6..fc51401 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Kanefa manan-karena famindram-po Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena. Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo. Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrany tan-danitra amin'i Kirsty Jesôsy, mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asny amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jes \ No newline at end of file +\v 7 Kanefa manan-karena famindram-po \v 4 Andriamanitra nony igny fitiavana leibe zay nitiavany antsena.\v 5 Tamintsena mbola maty tag natin'ny fahadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy ka ny fahasoavana no namonjena anareo.\v 6 Niaraka natsangan'Andriamanitra atsena, de niaraka napetrany tan-danitra amin'i Kirsty Jesôsy, mba afahany mampiseho antsena amin'ny fotôna ho avy amin'ny haleiben'ny haren'ny fahasoavany zay tsy vôfetra asehony amin'ny hatsaram-pagnainy amintsena amin'ny Kristy Jesôsy. \ No newline at end of file