auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 19:15:20 +03:00 committed by root
parent d407463379
commit 39dca6f6ce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha ôtrany fataon'zao tontolo zao. Niaigna kara ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena.
\v 1 \v 2 \v 3 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha ôtrany fataon'zao tontolo zao. Niaigna kara ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa amin'iregny zay zanaky ny tsy fagneken-dalàna zany. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena.