From 39dca6f6ce8007d66f255d98bc8f28c2fbfdd072 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 19:15:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 02/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index b53d313..3f76984 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha ôtrany fataon'zao tontolo zao. Niaigna kara ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha ôtrany fataon'zao tontolo zao. Niaigna kara ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa amin'iregny zay zanaky ny tsy fagneken-dalàna zany. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena. \ No newline at end of file