1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 12 De nitranga izao raha mbola tao amin'ny tanàna raika Izy, de nisy leila feno habokana takeo. Nony natazanga an'i Jesosy izy, de nenkoka teo amin'Azy ary nitalao tamin'Azy, nagnano hoe: "Tompo, raha mety enao, de afaka magnadio anà." \v 13 Ary de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy ka nitare hoe: Mety za. Madiova." Teo no eo de afaka tamin'azy ny habokana. |