\v 12 De nitranga izao raha mbola tao amin'ny tanàna raika Izy, de nisy leila feno habokana takeo. Nony natazanga an'i Jesosy izy, de nenkoka teo amin'Azy ary nitalao tamin'Azy, nagnano hoe: "Tompo, raha mety enao, de afaka magnadio anà." \v 13 Ary de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy ka nitare hoe: Mety za. Madiova." Teo no eo de afaka tamin'azy ny habokana.