forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
382 B
Markdown
16 lines
382 B
Markdown
# Andriamanitr'Israely
|
|
|
|
DH: "Andriamanitrin'ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# tsy ho may ity tanàna ity
|
|
|
|
DH: "tsy ho doran'ny tafika Babyloniana ity tanàna ity"
|
|
|
|
# ho atolotra eo an-tanan'ireo Kaldeana ity tanàna ity
|
|
|
|
DH: "hamela ireo Kaldeana handresy ity tanàna ity Aho"
|
|
|
|
# tsy ho afa-mandositra eo an-tanan'izy ireo ianao
|
|
|
|
DH: "tsy ho afa-mandositra eo amin'ny fahefan'izy ireo ianao"
|