forked from WA-Catalog/plt_tn
471 B
471 B
sy ireo lehilahy rehetra izay niaraka taminy
"sy ireo lehilahy nanaraka an'i Abimeleka" na "sy ireo lehilahy niady ho an'i Abimeleka"
nametraka fanafihana tampoka hanohitra an'i Sekema izy ireo
Eto ny hoe "Sekema" dia ireo vahoakan'i Sekema. DH: "niafina izy ireo mba hanafika an'i Sekema amin'ny fotoana tsy ampoizina"
nizara ho antoko efatra izany
"nosarahina ho antoko 4"
Gala... Ebeda
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 ireo anarana ireo.