# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia mampatsiahy antsika fa Andriamanitra dia tsy manamasina antsika amin'ny lalàna. # nafahana tamin'ny lalàna isika Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra dia nanafaka antsika tamin'ny lalàna" # isika Io mpisolo-tena dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino. # tamin'ilay namatotra antsika isika Izany dia maneho ny lalàna. Afaka adika hoe DH: "tamin'ny lalàna izay namatotra antsika" # soratra Maneho ny lalàn'i Mosesy io. DH: "ny lalàn'i Mosesy"