# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manome ny fanamarihany farany momba ny bokin'ny Apokalypsy. # Izaho dia manambara Eto ny hoe: "Izaho" dia maneho an'i Jaona. # ny teny faminaniana amin'ity boky ity Eto ny "teny" dia maneho ny hafatra izay nambaran'izy ireo. DH: "Ity hafatra faminaniana amin'ity boky ity." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 22:6. # Raha misy manampy ireo ... Raha misy manaisotra Izany dia fampitandremana mahery ny amin'ny fanovana zavatra momba ity faminaniana ity. # izay voasoratra ao amin'ity boky ity Izany dia afaka atao hoe: "ny mombamomba izay nosoratako ao anatin'ity boky ity"