# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia mamaritra an'ilay dragona izay miseho ao amin'ny fahitany. # dragona Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana ny Satana sy ny korontana. # Ny rambony dia nifaoka ny ampahatelon'ny kintana "Niaraka tamin'ny rambony no nifaohany ny ampahatelon'ireo kintana"