# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no faran'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 21:1. Ireto anadininy ireto dia milaza ny fandehan'ny hetsika izay mitoy aorian'ny faran'ny fizarana lehiben'ny tantara. # Nandritry ny andro dia nampianatra Izy ''mampianatra Izy isan'andro.'' Ireto andininy manaraka ireto dia milaza momban'ireo zavatra izay nataon'i Jesosy sy ny olona isan'andro nandritry ny erinandro mialohan'ny nahafatesany. # tao amin'ny tempoly Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hankao amin'ny tempoly. DH: ''ao an-tempoly'' na ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly'' # ary ny alina dia nandeha nivoaka Izy ''ary ny alina dia nandeha nivoaka ny tanĂ na Izy'' na ''nivoaka Izy isan-kalina'' # Ireo vahoaka rehetra Ity dia fanatomboana resaka mba hanamafisana ny habetsakin'ny vahoka. DH: ''olona maro isa'' na '''saika ny rehetra'' # tonga vao mangiran-dratsy ''ho tonga vao mangiran-dratsy'' # mba hihaino Azy ''mba hihaino Azy mampianatra''