# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny fampianaran'i Jesosy. Ity no faran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity. # Tsy misaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy, sa misaotra izy? Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampisehoana ny fomba fitondràn'ny olona ireo mpanompo. DH: ''Tsy hisaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy'' # ireo izay nibaikoana azy DH: ''ireo zavatra izay nibaikoanao azy ho atao'' # ianareo koa Jesosy miresaka amin'ireo mpianany. # nandidiana anareo DH: ''izay nandidin'Andriamanitra anareo'' # Izahay dia mpanompo tsy mendrika Ity dia filaza-masaka mba hanehoana fa izy ireo dia tsy nanao na inona na inona mendri-piderana. DH: ''Mpanompo tsotra izahay'' na ''Izahay mpaompo dia tsy mendrika ny fideranao''