# Ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo DH: "Izay mitranga amin'ireo voa voafafy teny amin'ny tsilo" # ireo olona izay DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay" # voageja ... fahafinaretan'izao fiainana izao DH: "Ny fiahiana sy harena ary fahafinaretan'izao fiainana izao dia nangeja azy ireo" # fiahiana "ireo zavatra izay hataoran'ny olona" # fahafinaretan'izao fiainana izao "ireo zavatra eo amin'ny fiainana izay ankafizin'ny olona" # voagejan'ny ... fahafinaretan'izao fiainana izao Ity sariteny ity dia maneho ny fomba hanapahan'ny ahi-dratsy ny hazavana sy otrikaina amin'ny zava-maniry ka mitazona azy ireo tsy haniry. DH: "Toy ny tsy hamelan'ny ahi-dratsy ny zava-maniry tsara haniry, no hitazoman'ny fiahiana, harena, ary fahafinaretan'ny fiainana ny olona tsy hatoy koa." # tsy matoy ny voany "tsy mitondra voankazo masaka." Ny voankazo matoy dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "Toy ny tsy hamokaran'ny zava-maniry voankazo matoy, no tsy hamokaran'izy ireo asa tsara koa" # ny voa voafafy tamin'ny tany tsara DH: "izay mitranga amin'ireo voa voafafy tamin'ny tany tsara" # ireo no DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay" # mamokatra am-paharetana "mamokatra voa amin'ny fiharetana maharitra" na "mamokatra voa amin'ny fanohizana ezaka." Ny voankazo dia sariteny ho an'ny asa tsara. DH: "toy ny zava-maniry salama izay mamokatra voa tsara, no hamokaran'izy ireo asa tsara koa amin'ny fiharetana"