# teo ambonin'i Jona hanalokaloka ny lohany "tambonin'ny lohan'i Jona ho fialofana" # mba hanamaivana ny fahoriany "mba hiaro an'i Jona tamin'ny hain'andro" # Saingy nanomana kankana Andriamanitra "Nandefa kankana Andriamanitra" (UDB) # Namely ny hazo izany "Nihinana ny hazo ny kankana" # dia maina ilay hazo Maina ilay hazo ka maty. DH: "maty ilay hazo"