# Niteny taminy fanintelony izy "Jesosy niteny taminy fanintelony hoe" # tia Ahy ve ianao Amin'ity rehefa nametraka ity fanontaniana ity Jesosy dia nampiasa ny teny hoe "tia" izay maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana, na fitiava- namana na fianakaviana. # Fahano ny ondriko Eto ny hoe "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Karakarao ireo olona izay karakaraiko" # marina, dia marina tokoa, Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.