# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'i Simona Petera. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy dia mampiasa ny teny hoe "ianareo" mba hanehoana ireo mpianany rehetra. # Izay efa nandro dia tsy mila izany, afa-tsy ny manasa tongony ihany Eto ny "nandro" dia sari-teny izay midika fa Andriamanitra dia nanadio olona ara-panahy. DH: "Raha misy olona efa nandray ny famelan-kelok'Andriamanitra, dia mila mandray ny fanadiovana ny otany isan'andro fotsiny sisa." # fa tsy ny rehetra nefa Jesosy dia milaza fa ilay iray izay hamitaka Azy, Jodasy, dia tsy nahatoky Azy. Noho izany Andriamanitra dia tsy namela azy tamin'ireo fahotany. DH: "fa tsy ny rehetra aminareo no nandray ny famelan-kelok'Andriamanitra.