# Ny Raiko, izay nanome ireo Ahy Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # eo am-pelatanan'ny Ray Eto ny teny hoe "am-pelantanana" dia maneho ny fananana sy fiarovan'Andriamanitra. DH: "tsy hisy afaka hangalatra azy ireo eny amin'ny Raiko" # Izaho sy ny Ray dia iray ihany Jesosy, ilay Andriamanitra Zanaka, sy Andriamanitra Ray dia iray. Ny teny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # Avy eo naka vato indray ireo Jiosy Ny teny hoe "Jiosy" dia milaza ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Avy eo ireo mpitarika Jiosy nanomboka naka vato indray"