# na amin'ny fatin'ireo mpanjakany Eto ny hoe "faty" dia maneho an'ireo sampy izay notompoin'ny vahoakan'ireo vahoaka. Antsoina hoe faty ireo sampy satria tsy velona izy ireo. # nanimbazimba ny anarako masina izy ireo "Nanimbazimba ny anarako masina ny ankohonan'Israely" # asa maharikorikony Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9. # handevona azy ireo amin'ny fahatezerako Ity fehezanteny ity dia midika hoe "noravaiko tanteraka izy ireo satria tezitra Aho."