# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'ny ankohonan'Israely. # hamerina ny haren'i Jakoba Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hamerina ny haren'izy ireo" tao amin'ny 16:53. Na izany aza, ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao dia mandika ny fomba fiteny Hebreo eto ho "hamereina an'i Jakoba avy amin'ny fahababoana" # ny famadihana "tsy fahatokiana" # hampiseho ny tenako ho masina eo imason'ny firenena maro Aho DH: "firenena maro no hahalala fa masina Aho noho izay nataoko ho an'ny ankohonan'Israely.