# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Aoka hazeranao ny alitaran'izy ireo "tsy maintsy esorinareo ny alitaran'ireo firenena ireo" na "tsy maintsy ravainao ny alitaran'ireo firenena ireo" # haringanao ny anaran'izy ireo Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny "fahatsiarovana azy ireo." DH: "handringana azy ireo tanteraka ka tsy hisy hahatsiaro azy ireoa" na "handringana ny zavatra rehetra izay maneho ireo andriamanitra sandoka ireo" # izany toerana izany Ity dia maneho ny toerana tsirairay izay nanompoan'ireo firenena ny andriamanitr'izy ireo. # tsy hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka izany ianao "tsy tokony hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka ny hanompoan'ireo firenena ireo ny andriamaniny ianao"