# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo mpitarika relijiozy dia nisambotra an'i Petera sy Jaona taorian'ny nanasitranan'izy reo ilay lehilahy izay nalemy hatrany am-piterahana. # Tezitra mafy izy ireo "indrindra ireo Sadoseo izay tezitra momban'izay nolazain'i Petera sy Jaona satria izy ireo dia tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty. # nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesos I Petera sy Jaona dia niteny fa Andriamanitra dia hampitsangana ny olona amin'ny fahafatesana tahaka ny nananganany an'Jesosy Kristy tamin'ny maty' # Nosamborina izy ireo "Ireo mpisorona sy ny kapitenin'ny tempoly ary ireo Sadoseo no nisambotra an'i Petera sy Jaona" # mandrapahatongan'ny maraina araka ny fomba dia tsy azo natao ny nametraka fanontaniana olona mandritran'ny alina. # ny isan'ireo lehilahy izay nino Izany dia maneho fa lehilahy ihany ary tsy nisy isan'ny zaza aman-behivavy nino. # dimy arivo teo ho eo "nitombo ho manodidina ny dimy arivo"