# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy. # Avy eo niantso azy ny tompon'io mpanompo io "Avy eo dia niantso ilay mpanompo voalohany ny mpanjaka" # ianao nitalaho tamiko "niangavy tamiko ianao" # Tsy tokony hanana ... taminao? Mampiasa fanontaniana ny mpanjaka mba hibedesana ilay mpanompo. DH: "Tokony nanana ... taminao!"