# Efa nohitsakitsahiny ny anjara taniko rehetra "Nitsahin'izy ireo tamin'ny tongotr'izy ireo" na "nopotehin'izy ireo" # ny anjara taniko "ny tany namboleko" # Nataon'izy ireo lao izy Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina # lao izy Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina # nandray izany am-po "niraharaha" na "nihaino"