# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny resany ireo mpitondra hafatr'i Jefta. # telon-jato taona ''300 taona'' # Hesbona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 11:19 ny anaran'ireo tanàna ireo. # Aroera Anaran-tanàna izany. # Arnona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 11:12 ny anaran'izany tanàna izany. # koa nahoana ianareo no tsy nitondra azy ireo niverina tamin'izany fotoana izany? Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nitenan'i Jefta mafy ny mpanajakan'i Amonita. Azo avadika ho fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Tokony nentinareo niverina izy ireo tamin'izany fotoana izany" na "efa tara loatra; tokony efa ela ianareo no nitondra azy ireo niverina." # Tsy nanao ratsy anareo aho, fa ianareo kosa manao ratsy ahy amin'ny fanafihana ahy Niresaka tamin'i Sihona i Jefta. Eto i Jefta dia manao ireo Israelita ho toy ny tenany ihany ary ireo Amonita ho toy ny Sihona mpanjakan'izy ireo. DH: "Tsy nanao ratsy anareo ireo Israelita, fa ny vahoakanao kosa no manao ratsy ahy amin'ny fanafihana ahy # Tsy nanao ratsy anareo aho ... manao ratsy ahy Izany dia fomba fiteny. DH: "nanao fitondrana ratsy anao ... nanao fitondrana ratsy ahy ianao" na "nanao fitondrana tsy rariny anao ... nanao fitondrana tsy rariny taminao ... nanao fitondrana rariny tamiko"