# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny resany ireo mpitondra hafatr'i Jefta. # Israely nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Sihona Nirahin'ireo mpitarik'i Israely ireo mpitondra hafatra. DH: "Rehefa nandefa ireo mpitondra hafatra ireo mpitarik'i Israely" # Sihona Anaran'olona izany. # Hesbona ... Jahaza Anaran-tanĂ na ireo. # Saingy tsy nahatoky an'Israely hiampita ny faritaniny i Sihona Tsy nahatoky ny vahoakan'i Israely handalo eo amin'ny taniny am-pilaminana i Sihona. Ny dika fenon'izany fehezanteny izany dia azo adika tahaka izao ihany ko. DH: "Saingy tsy nahatoky ny vahoakan'i Israely handalo eo amin'ny taniny am-pilaminana i Sihona'' # tany izy no niady Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Sihona ary koa sarinteny ilazana ny tafiny. DH: "tany izy ireo no niady" na "tany ny tafiny no niady"