# Zebaha sy Zalmona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo. # Tabara Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anaran-tanĂ na izany. # Tahaka anao ihany izy ireo "Mitovy aminao ihany izy ireo" # Raha velona koa Yaveh Izany fomba fiteny izany dia fianianana masina fampiasa mba hanamafisana fa marina izay lazainy. DH: "Mianiana aminao aho fa"