# Tsy misy mpanapaka amin'ny fofon'ainy ka hampijanona ny fofon'aina... sy misy manan-kery amin'ny andron'ny fahafatesany. Tsy misy na iray manana fahaizana hampitsahatra ny tenany avy amin'ny fofon'aina, tsy misy na iray afaka hanohy ny fiainany rehefa tonga ny foton'ny fahafatesana. # ny faharatsiana dia tsy hamonjy ireo izay andevon'izany Ny mpanoratra dia miresaka ny faharatsiana toy ny hoe tompony izay nanana andevo. # nampihatra ny foko D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko" # ny asa tsara rehetra izay natao D.H: "karazana asa rehetra izay ataon'ny olona"