# na dia eo aza ny fahamarinan'izy ireo, "na dia marina aza izy ireo" # manamarin-tena, hendry eo imasonao marina, hendry eo imasonao- Ireo andian-teny roa ireo midika mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana. # Aza manamarin-tena marina- "Aza meritreritrra ny tenanao ho marina tanteraka noho ianao amin'izao" # hendry eo imasonao D.H: "hendry amin'ny hevitrao" # Nahoana no tokony hanimba ny tenanao ianao? Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity mba anamafisana fa ny fanamarinan-tena manimba olona. D.H: "Tsy misy antony tokony hanimba ny tenanao."