# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy mamerina ny tenin'i Yaveh izy. # Nanao izay nahasaro-piaro Ahy izy ireo Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh. # tamin'izay tsy andriamanitra "tamin'ny andriamanitra sandoka" # zava-poana Mety mila ataonao mazava tsara hoe inona ireo "zavatra." DH: "sampy tsy misy dikany" # amin'izay tsy vahoaka "vahoaka izay tsy an'ny vondron'olona iray" # firenena adala Adikao toy ny tao amin'ny 32:5 ny hoe "adala."