# fa tonga lehibe tokoa "fa tonga lehibe tokoa izany" # tany atsimo, tany atsinanana, ary tany amin'ny tanin'ny hatsarana Midika fa manondro ireo tendro ireo izany angamba izany. DH: "ary nanondro nanandrify ny atsimo sy nanandrify ny atsinanana avy eo ary nanandrify ny hatsaran'ny tanin'i Israely" (UDB) # ny tanin'ny hatsarana Ilazana ny tanin'Israely izany. # Tonga lehibe tokoa izany tahaka ny hirotsaka an'ady Eto ny tandroka dia manome hatsaran'olona ary natao ho amin'ny ady izany. # Ny sasany tamin'izany tafika izany... nazera tamin'ny tany DH: "Nanjera ny sasany tamin'izany tafika izany sy ny sasany tamin'ny kintana ho amin'ny tany ny tandroka." # nanitsakitsaka azy ireo izany. Eto ny tandroka dia nanome hatsaran'olona izay nanitsakitsaka ireo kintana sy ny tafika.