# Ary ny amin'ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana "Izany no nanjo ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana" # ireo tsangànana Izany dia ilazana ireo tsanganana varahina azo afindra toerana izay misy kodiarana varahina ihany koa. "tsanganana varahina azo afindra toerana" na "tsanganana varahina misy kodiarana" (UDB) # ireo tavin-drano varahina "koveta lehibe varahina" # nopotipotehin'ireo "noravarain'ireo" # lapelina Fitaovana fanadiovana ny alitara, fa indrindra fanesorana fako, fasika, na lavenona. # izay fampiasan'ny mpisorona eo an-tempoly "izay fampiasan'ny mpisorona amin'ny asa ao an-tempoly" # Ny vilany famafazan-davenona Eto dia ilaina ny manazava hoe lavenona toy ny ahoana no tiana hambara. DH: "Ny vilany fanalana lavenona eo amin'ny alitara"