# Ary rehefa "Ary nony" # mpitendry lokanga olona miteny lokanga # tonga teo amin'i Elisa ny tanan'i Yaveh Eto ny hoe "tanan'i Yaveh" dia ilazana ny "heriny." DH: "tonga teo amin'i Elisa ny herin'i Yaveh" # hady Ny hady dia lavaka lalina fanangonan-drano # ho dibo-drano io lohasahan-driaka io Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "hofenoiko rano io lohasahan-driaka io" # hisotro ianareo Izany dia midika fa hisotro ny rano izay novatsian'i Yaveh izy ireo. DH: "hisotro ny rano ianareo"