# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nahalala ny amin'ny fianianan'ny rainy i Jonatana. # namatotra ny vahoaka tamin'ny fianianana Eto ny fanerena hankatoa fianianana dia resahina toy ny hoe voafatotra amin'ny tady ny olona. DH: "nandidy ny hankatoavan'ny vahoaka ny fianianany" # Nampiakatra ny tanany teo am-bavany izy Eto ny hoe "tanany teo am-bavany" dia fibangoan-teny ilazana ny fihinanana. DH: "Nihinana tantely kely izy" # nazava ny masony Io dia fomba fiteny izay midika fa niha-nahery izy.