# Haingana! Haingana! Ireo teny roa ireo dia naverina ary maneho fandodonana ho amin'ny hafatra manaraka. Izany dia natao indroa satria tena manan-danja tokoa ilay hafatra. # tany avaratra Io dia manondro an'i Babylona. # Izaho efa nampiely anareo toy ny rivotra efatry ny lanitra Io dia midika fa mifanalavitra ny vahoakan'ny Israely. Ny rivotra efatra dia manondro ny lafy efatry ny tany. # zanaka vavin'i Babylona Io dia manondro ny renivohitry ny tanĂ nan'i Babylona.