# Ary Ampiasaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fandehan'ny tantara mba hahafahan'ny mpanoratra manampy ny mpamaky hahazo izay mitranga manomboka eo amin'ny 27:17. # firavoravoana Io no fety fankalazana ny Paska. # gadra iray voafidin'ny vahoaka Azo atao hoe DH: "gadra izay ho fidian'ireo vahoaka" # nanana gadra malaza ratsy "nisy mpangalatra nalaza ratsy" # malaza ratsy fantatra amin'ny fanaovana zavatra ratsy