# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana momba ny famelana sy ny fihavanana. # ny fanjakan'ny lanitra dia mitovy amin'ny Ity no fampidirana ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana mitovy amin'io ao amin'ny 13:24. # hifandamina ara-bola miaraka amin'ireo mpanompony "mba hamerenan'ireo mpanompo ny vola nananany tamin'izy ireo" # nisy mpanompo iray nentina teo Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra ny iray tamin'ireo mpanompon'ilay mpanjaka" # talenta iray alina "talenta 10,000" na "vola betsaka mihoatra izay afaka naloan'ilay mpanompo" # nandidy ny hamarotana azy ny tompony ... ka ho vita ny fandoavan-trosa Azo atao hoe DH: "nandidy ireo mpanompony ny hamarotana ilay lehilahy ilay mpanjaka ... ary handoa ilay trosa amin'ny vola azo tamin'ny varotra"