# Ary hisy saha hovidiana amin'ity tany ity DH: "Ary hividy saha eo amin'izany tany izany ny olona" # izay lazainareo hoe Eto ny "nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. # Efa nomena teo an-tanan'ireo Kaldeana ity Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ireo Kaldeana izany" # hanoratra amin'ny horonan-taratasy voatombo-kase. Hamory vavolombelona Io dia manondro ny asa izay ho soniavin'ilay olona mba hividianana ilay tany. Ireo olon-kafa dia ho vavolombelona hanamafy ilay fividianana. # Fa hamerina ireo harenany Aho "Fa ampahomby azy ireo indray Aho"