# Abdona ... Elela Anaran-dehilahy ireo. # Piratonita ... Piratona Piratona dia anaran-toerana, ny olona avy ao amin'izany toerana izany dia antsoina hoe Piratonita. # Nitaingina ampondra fitopolo izy ireo Nanana ampondra fitopolo ireo lehilahy ireo, notaingenan'izy ireo izany. Eto ny teny hoe "nitaingina" dia nampiasaina teo amin'ny toeran'ny teny hoe "nanana." DH: "Nanana ampondra fitopolo izy ireo" # zanakalahy efapolo ... zafikely lahy telopolo ... ampondra fitopolo "zanakalahy 40 ... zafikely lahy 30 ... ampondra 70"