# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely. # tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao mihitsy Ny "anarana" dia manondro ny rohi-pianakaviana. DH: "izay tsy isan'ny fianakavianao mihitsy" # Tonga tahaka...nantsoina tamin'ny anaranao Ireo dikanteny sasany dia mandika io andalana io amin'ny fomba hafa: "Tahaka ny olona izay tsy mba nanjakanao, tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao izahay."