# MiainĂ  am-pifaliana miaraka amin'ny vady tianao Iray no afaka hitia ny vadiny izay ananany. D.H: "Satria ianao manambady izay tianao, miainĂ  am-pifaliana miaraka aminy." # Na inona na inona hitan'ny tananao atao D.H: "Na inona na inona hain'ny tananao atao" # tsy misy asa na fanazavana na fahalalana na fahendrena D.H: "ny maty tsy miasa na manazava na manana fahendrena"