# Indro "Henoy" na "Tandremo tsara izay lazaiko aminareo." # Ho torotoro ny trano lehibe ary ho potipotika ny trano kely Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Azo oharina amin'ny trano rehetra ny fifanoherana eo amin'ny "trano lahibe" sy ny "trano kely". Ireo mety ho heviny dia: 1) Nandidy ireo hafa mba hanimba ny sasany amin'ireo trano i Yaveh na 2) Yaveh tenany mihitsy no Nanome baiko mba hanimbana ireo trano. # Ho torotoro ny trano lehibe DH: "ho potipotehan'ny fahavalo ho singa ny trano lehibe" # torotoro ... potipotika Afaka mampiasa teny na andian-teny mitovy amin'izy ireo roa ireo ianareo . # ho potipotika ny trano kely DH: "Ho potipotehhina ho kely ny trano kely"