# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nangataka mba ho tsaraina eo anoloan'i Kaisara. # nitady izay ahazoana ny fankasitrakan'ireo Jiosy Eto ny hoe: "ireo Jiosy" dia midika hoe mpitarika Jiosy. DH: "te-hampifaly ireo mpitarika Jiosy" # ho tsaraiko momba ireny zavatra tany ireny DH: "ho tsaraiko amin'ireo fiampangana ireo ianao" # Mitsangana eto anoloan'ny seza fitsaran'i Kaisara aho izay tsy maintsy hitsarana ahy Ny "seza fitsarana" dia manondro ny fahefan'i Kaisara hitsara an'iPaoly. DH: "Mangataka ho eo anatrehan'i Kaisara aho, mba hahafahany mitsara ahy"