# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanomboka nanambara tamin'ny vahoaka ny nahitany an'i Jesosy tao anaty fahitana i Paoly. # nahazo tsindrimandry aho DH: "nahita fahitana aho" na "nomen'Andriamanitra fahitana aho" # Nahita Azy aho niteny tamiko Nahita an'i Jesosy aho niteny tamiko # izy ireo tsy hanaiky ny fijoronao vavolombelona momba Ahy "Ireo izay miaina any Jerosalema dia tsy hino izay lazainao momba ahy"