# Tamin'ny taona fahatelo amby roapolo naha-mpanjakan'i Joda an'i Joasy zanaka lahin'i Ahazia "Rehefa nanjaka nandritra ny 23 taona teo ho eo teo amin'i Joda i Joasy" # nanjaka teo amin'Israely "nanapaka ny ny fanjakan'Israely tao Samaria" # fito ambin'ny folo taona izy no nanjaka "17 taona i Joahaza no nanjaka" # nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy Eto ny hoe "eo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fihevitr'i Yaveh." DH: "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy" # nanaraka ny fahotan'i Jeroboama "nanao tahaka an'i Jeroboama # tsy niala tamin'izany i Joahaza Eto ny fijanona amin'ny fahotana dia resahina toy ny hoe niala tamin'izany izy. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nitsahatra nanaraka ny fahotan'i Jeroboama i Joahaza" na "Nanohy ny fanaon'i Jeroboama i Joahaza"