# Jeroboama...Nebata Ireo dia anaran-dehilahy. # Zareda...Milo Ireo dia anaran-toerana. # Zeroa Io dia anaram-behivavy. # nanainga ny tanany tamin'ny mpanjaka Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana, hery sy fifehezana. Ny andianteny hoe "nanainga tamin'ny" dia manondro ny fanoherana olona tamin'ny fampiasana fahefahana, hery sy fifehezana. Io dia sarinteny nampiasaina mba atao fomba fiteny iraisana. DH: "nikomy tamin'ny mpanjaka" # nanorina toerana tao Milo...Solomona Adikao tahaka ny tao amin'ny 9:15 ny hoe "Milo".